4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fara - teny - NARY ARTHUR

Raha nandalo teo ianao

Dia nolazaina tamiko

Fa ny volon’endrikao

Dia tsy hitomany ny amiko

Ny hafalianao ho ahy

Dia satria ianao sahy

Dia feno fahavononana

Handrava izay niombonana



Raha nandalo teo ianao

Dia nolazaina tamiko

Fa ny volon’endrikao

Dia tsy hitomany ny amiko

Ny hafalianao ho ahy

Dia satria ianao sahy

Dia feno fahavononana

Handrava izay niombonana



Dia nambara fatratra

Fa feno fasahiana

Nametraka ny hafatra

Tamim-pitsikiana



Dia nambara fatratra

Fa feno fasahiana

Nametraka ny hafatra

Tamim-pitsikiana (3)

Partager fara - teny

Commenter fara - teny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NARY ARTHUR